Index

Proverbes : misintaka

Proverbe Moana misintaka : tsy efan-kabary fa rintondrintona ihany. [Rinara 1974 #2537]

Proverbe Vady misintaka, ka mitsanga-miankina ihany na mba mandroso aza. [Rinara 1974 #313]

Proverbe Vady misintaka naterin-drafozana : aza miamboho saotra fa tian' olona. [Rinara 1974 #314]

Index