Index

Proverbes : misarona

Proverbe An-koatra ny bonga toa hisy tafika, vilany misarona toa misy hena ary ny ahiahy tsy ihavanana. [Rinara 1974]
Ankoatry ny bonga toa hisy tafika; fandrahoan-kena mirakotra toa misy hena ; ary ny ahiahy tsy ihavanana. [Cousins 1871 #241]

Proverbe Fahandroan-kena misarona, toy inona ihany. [Rinara 1974 #1052]

Proverbe Vilany misarona toa hisy hena ihany. [Rinara 1974 #4949]
Vilany misarona toa hisy inona ihany. [Rajemisa 1985]
Interprétation malgache Matetika ny zavatra avala ivnin' izao na tsy ranima hojerena tsy dia manaitra firy, fa raha saronana na sakantsakanana kosa ny fijerena azy vao mainka manintona ny saina sy ny maso hijery azy izany. [Rajemisa 1985]

Index