Index

Proverbes : misarona

Proverbe 1An-koatra ny bonga toa hisy tafika, vilany misarona toa misy hena ary ny ahiahy tsy ihavanana. [2.558]
Ankoatry ny bonga toa hisy tafika; fandrahoan-kena mirakotra toa misy hena ; ary ny ahiahy tsy ihavanana. [2.653 #241]

Proverbe 2Fahandroan-kena misarona, toy inona ihany. [2.558 #1052]

Proverbe 3Vilany misarona toa hisy hena ihany. [2.558 #4949]
Vilany misarona toa hisy inona ihany. [1.1]
Interprétation malgacheMatetika ny zavatra avala ivnin' izao na tsy ranima hojerena tsy dia manaitra firy, fa raha saronana na sakantsakanana kosa ny fijerena azy vao mainka manintona ny saina sy ny maso hijery azy izany. [1.1]

Index