Index

Proverbes : marimaritra

Proverbe 1Ny iray tsy tia mafana, ary ny iray tsy tia mangatsiaka; ka ataovy marimaritra hiraisana. [2.165 #263]
Traduction françaiseL' un n' aime pas chaud, l' autre n' aime pas froid; donc faites tiède pour rester d' accord. [2.165 #263]

Proverbe 2Rafara tsy tia mangatsiaka, ka aoka Rafotsiraivo no hanao izay marimaritra iraisana. [2.558 #3697]
Ramatoa tsy tia mahamay, Rafara tsy tia mangatsiaka, dia aoka Rafotsiraivo no hanao izay marimaritra hiraisana. [2.415 #1782, 2.653 #2735]
Traduction françaiseL'aînée n' aime pas le chaud, la dernière n' aime pas le froid ; il faut donc que la cadette, pour les mettre d' accord, fasse une température moyenne. [2.415 #1782]

Index