Index

Proverbes : manjilatra

Proverbe Ny teny toy ny tory hisatra ka tsy ilaozan' izay manjilatra. [Rinara 1974 #3293, Cousins 1871 #2498]
Ny teny toy ny tori-hisatra; ka tsy ilaozan' ny manjilatra. [Houlder 1895]
Traduction française Les paroles sont comme les cannelures du bois, il s' y produit nécessairement des éclats. [Houlder 1895]

Proverbe Tori-hisatr' Imamo, ka tsy ilaozan' izay hanjilatra. [Rinara 1974 #271]

Index