Index

Proverbes : manifi-drano

Proverbe Raha soasoa no ataon-drahavana, dia tsiriry miandry farihy izahay, fa raha ratsiratsy no ataon-drahavana, manifi-drano izahay dia lasa. [Rinara 1974 #3656]

Proverbe Tsiriry vorona ka manifi-drano dia lasa. [Rinara 1974 #4461]

Index