| Index |
|
|
| |
1 Proverbes citant le mot : manasakaiza
|
|
|
| Proverbe 1 | Aza manasakaiza vahiny. [2.165 #204]
Aza manasakaiza vahiny, sao mbola tia dia ilaozany. [2.558 #652]
Manakaiza vahiny; mbola tia ka ilaozany. [1.1]
|
| Interprétation malgache | Enti-milaza fa tsy tokony hiraiki-po amin' izay olona tsy manao afa-tsy mandalo. [1.1]
Enti-milaza fifankatiavana amin' olona miserana ihany, izay voatery hotapahina noho ny fandalovany fotsiny. [1.1]
|
| Traduction française | Ne prenez pas pour amis des étrangers. [2.165]
|
|
|
| Index |
|
|