|
|
|
|

Index

Proverbes : manadoka

Proverbe 1Toy ny rano am-pasika: natao tsy hisy, fa misy ihany. [2.165]
Toy ny rano am-pasika: natao tsy hisy, fa nanodoka. [2.165]
Toy ny rano am-pasika : natao tsy hisy, ka manadoka. [2.415 #3312]
Toy ny rano am-pasika: natao tsy hisy, ka misy ihany. [2.653]
Toy ny rano am-pasika : natao tsy hisy ka nanodoka. [2.558 #4316, 2.653]
Traduction françaiseC'est comme l' eau dans le sable : on croit qu' il n' y en a pas et on se trompe car il y en a. [2.415 #3312]
Pareil à l' eau dans le sable: on ne pensait pas qu' il y en aurait, et pourtant il y en a. [2.165]
Interprétation françaiseSe disait des affaires qui semblent peu importantes et qui prennent de l'ampleur. [2.415 #3312]

Index