Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbes : malailay | |||||||||||||||||||||
Proverbe 1 | Malailay fonosina toa fary. [1.1]
Nahoana no malailay fonosana tahaka ny fary ? [2.558] Nahoana no malailay fonosana toa fary? [2.165 #403] Nahoana no malailay fonosina, toa fary? [2.653 #2047] Nahoana no malailay fonosina toa loha fary ? [2.415 #5665] | ||||||||||||||||||||
Interprétation malgache | Enti-milaza ny olona sarotra arovana na vonjena: ny tena mamonjy na miaro azy indray no asiany. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Traduction française | Pourquoi avoir une enveloppe piquante comme la tête de canne à sucre ? [2.415 #5665]
Pourquoi piquez-vous quand on vous enveloppe, comme la canne à sucre? [2.165] | ||||||||||||||||||||
Interprétation française | Se disait des caractères difficiles, des gens qui refusent les bienfaits ou cadeaux par caprice. [2.415 #5665] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||