Index

Proverbes : mahatahy

Proverbe Amboa momba mangaiña, sady tsy mahalany firaña no tsy mitahy miasa. [Houlder 1895]
Amboa momba mangarina : sady tsy mahatahy miasa tsy mahalany firana. [Samson 1965 #A49]
Interprétation malgache Amboa miaraka amin' ny mpanao toaka: sady tsy mahalany firana no tsy manampy ny mpiasa. + (1) Mangaiña: maka ny ranom-pary avy amin' ny fary. (2) Firaña: fary tapatapahina misompirana, tokony ho 10, 5 cm ny halavany. [Houlder 1895]

Proverbe Ny tenda toy ny razan-dratsy: omem-be, tsy mahatahy; omen-kely, manome tsiny. [Cousins 1871]
Ny tenda toy ny razan-dratsy : omem-be tsy mitahy, omen-kely manome tsiny. [Rinara 1974 #3274]

Index