Index

Proverbes : maharefy

Proverbe 1Tsy mahita fetry ny lanitra, tsy manjehy ny masoandro, tsy mandrefy ny tany. [2.415 #262]
Tsy nahita fetry ny lanitra, tsy nanjehy ny masoandro, tsy nandrefy ny tany. [2.653 #3557]
Tsy nahita ny fetry ny lanitra, tsy nahajehy ny masoandro, tsy naharefy ny tany, nefa hitan' ny maso sy nodiavin' ny tongotra isan' andro. [2.558 #4758]
Traduction françaiseOn ne voit pas les bornes du firmament, on ne mesure pas le soleil par empans, on ne mesure pas la terre à la brasse. [2.415 #262]
Interprétation françaiseSe disait de la puissance et de la grandeur du souverain, afin d' inspirer au peuple crainte et confiance. [2.415 #262]

Index