Index

Proverbes : mahandry

Proverbe Izay miringiringy no potraka : izay mioty manta no leony. [Cousins 1871 #1197, Nicol 1935 #264]
Mioty manta, ka leony; miringiringy, kapotraka. [Cousins 1871 #1801]
Ny miringiringy no potraka; ny mioty manta no leony ; ny tsy mahandry ny sisa no mahia. [Cousins 1871 #2350]
Traduction française Etre haut perché, c’est risquer de tomber; cueillir des fruits verts, c’est chercher l’indisposition. [Nicol 1935 #264]

Proverbe Ny akoho no tsy nanidina : tsy nahandry ny andro zoma. [Rinara 1974 #2841]
Ty nahavy ty akoho tsy hitily io ty tsy fahaliñisañi ty anjo zoma. [Poirot & Santio: Vezo]
Traduction française Si la poule ne peut pas voler, c'est qu'elle n'a pas su attendre le vendredi. [Poirot & Santio: Vezo]

Proverbe Ny mioty manta no leony, ny tsy mahandry masaka no adala. [Rinara 1974 #202]

Proverbe Volom-bava maika hihinana, ka tsy mahandry ny asian-tsira. [Cousins 1871 #3727]
Volombavan' ny maika hihinana, ka tsy mahandry ny asian-tsira. [Rinara 1974 #5019]

Index