Index

Proverbes : mahahelo

Proverbe Basi-na ariary fito: tsy takatry ny ory, tsy tian' ny mpanana. [Rajemisa 1985]
Basin' ariary fito : sady tsy tian' ny mpanana no tsy takatry ny ory. [Rinara 1974 #850]
Basin' ariary fito: tsy tian' ny mpanana ary tsy takatry ny mahahelo. [Rajemisa 1985]
Basin’ ariary fito: tsy tian’ ny mpanana, tsy takatry ny malahelo. [Cousins 1871]
Salasala ohatra ny basin' ariary fito: tsy takatry ny malahelo, tsy tian' ny mpanana. [Houlder 1895]
Traduction française Douteux comme un fusil de sept piastres:. [Houlder 1895]
Interprétation française les pauvres ne peuvent l' acheter, les riches ne l' aiment pas. [Houlder 1895]

Index