Index

Proverbes : lazoina

Proverbe 1Aza atao hazo lazoin’ ny varatra: malazo mbamin-draviny, maina mbamy ny vatany, ary fohatra mbamy ny fakany. [2.653 #349]
Aza atao hazo lazoin' ny varatra : malazo mbamin-draviny, maina mbamin' ny vatany, ary fohatra mbamin' ny fakany. [2.415 #2586]
Aza atao hazo lazoin' ny varatra : malazo mbamin' ny raviny, maina mbamin' ny vatany, ary fohatra mbamin' ny fakany. [2.558 #400]
Traduction françaiseQu'on ne le traite pas comme l' arbre flétri par la foudre : les feuilles sont fanées, le tronc desséché, les racines abîmées. [2.415 #2586]
Interprétation françaiseIl faut traiter les gens avec ménagements. [2.415 #2586]

Proverbe 2Misy ady moa, dia miady ; tsy misy ady, dia ampanga no lazoina. [2.165 #346, 2.415 #3492, 2.653 #1842]
Misy ady moa dia miady, tsy misy ady dia ny ampanga no lazoina. [2.558 #156]
Traduction françaiseS' il y a rencontre, on se battra ; et s' il n' y a pas rencontre, on fera sécher des fougères. [2.415 #3492]
S' il y a une guerre (dispute, procès), on se bat; s' il n' y en a pas, on fait sécher (ou brûle) les fougères. [2.165]
Interprétation françaiseC. à. d. on s' en va à ses affaires, grandes ou petites. [2.165]
Si on ne se bat pas, on vaquera à ses affaires. [2.415 #3492]

Index