Index

Proverbes : lazaina

Proverbe 1Akondro mahia misy masaka, ka saro-dazaina aman-kavana. [2.653, 2.165]
Akondro mahia misy masaka, ka saro-dazaina aman-tompony. [2.653]
Akondro mahia misy masaka ka saro-dazaina amin-kavana. [1.1 #557, 2.558 #17]
Interprétation malgacheEnti-milaza zavatra tsy dia tsaratsara loatra ka mahasanganehana ny milaza azy amin' ny havana na ny sakaiza. [1.1 #557]
Traduction françaiseBananes maigres dont quelques-unes sont mûres: on ne sait que dire à ses parents. [2.165]
Interprétation françaiseOn n' ose pas leur en offrir. [2.165]

Proverbe 2Aza atao tsy mahita hiainana : raha misioka, atao hoe misiotsio-poana, nony tsy misioka indray, lazaina ho manary sioka. [2.558 #422]
Aza tsy hita hiainana: raha misioka, atao hoe : Misiotsio-poana; raha tsy misioka, atao hoe : Manary sioka. [2.415 #759, 2.653 #353]
Misioka, ataony hoe : " misiotsio-poana " ; tsy misioka ataony hoe : " manary sioka " . [2.415 #5815, 2.653 #1835]
Misioka ataony hoe : misiotsio-poana, tsy misioka indray ataony hoe manary sioka. [2.558 #2411]
Traduction françaiseNe soyez pas difficile au point de ne pas laisser de repos aux gens : si on siffle, vous dites qu' on siffle sans motif ; si on ne siffle pas, vous dites qu' on fait la sourde oreille. [2.415 #759]
Si vous sifflez, on dit que vous sifflez pour rien et que vous tuez le temps ; si vous ne sifflez pas, on dit que vous faites semblant de ne pas entendre le coup de sifflet pour ne pas répondre. [2.415 #5815]
Interprétation françaiseCe proverbe fait allusion à la manière malgache de s' appeler en sifflant ; il se disait des maîtres trop exigeants qui étaient toujours à gronder leurs inférieurs. [2.415 #759]
Les Malgaches sifflaient pour appeler. Le sens est : quoi qu'on fasse, on sera blâmé. [2.415 #5815]

Proverbe 3Aza manao hoe : Itompokolahy Ikaky, fa Rabevoina rain' ialahy. [2.558 #506]
Raha fatin-drain' olona ataony hoe : Rabevoina rain' ialahy, fa raha fatin-drainy kosa dia lazainy hoe Ratompokolahy Ikaky. [2.558 #3564]
Raha fatin-drain’ olona ataony hoe: "Rabevoiny rain’ ialahy!" ary raha fatin-drainy kosa ataony hoe: "Ratompokolahy Ikaky!". [2.653 #2647]
Raha ny ahy, ataonao hoe, rabevoiny rain' ialahy; ary raha ny anao, dia ataonao hoe ratompokolahy ikaky. [1.3]
Raha rainao ataonao hoe Itompokolahy dada; fa raha raiko kosa, Rabevoina rainao. [1.1]
Interprétation malgacheEnti-milaza fiangarana amin' ny fitenenana ka raha an' ny tena soasoavina, fa raha an' ny hafa bantibantina. [1.1]
Traduction françaiseQuand il s'agit de mon père mort, vous dites: le malheureux ton père; tandis que pour le vôtre, vous dites: monsieur ou feu mon père. [1.3]
Interprétation françaiseOn se flatte soi-même et on méprise les autres. [1.3]

Proverbe 4Aza manao lainga marivo tototra, ka ny tongo-tsaka lazain-ko lanim-boalavo. [2.974 #139]
Aza manao lainga marivo tototra, ka ny tongo-tsaka no lazaina lanim-boalavo. [2.558]
Aza manao lainga marivo tototra, ka ny tongo-tsaka no lazain-ko lanim-boalavo. [2.415 #4910, 2.653 #476]
Traduction françaiseNe faites pas de mensonges faciles à découvrir : c' est comme si vous disiez que la patte d' un chat a été mangée par un rat. [2.415 #4910]
Ne pas inventer des mensonges trop évidents, comme de dire que la patte du chat a été mangée par le rat. [2.974 #139]

Proverbe 5Misalasala hoatry ny mitoetra amin-drenikely : manoza tanana, mandany rano ; mitoetra amin' izao, zaza veta. [2.415 #5812]
Misalasala, ohatra ny mitoetra amin-drenikely : manoza tanana, mandany rano; mitoetra amin’ izao, zaza veta. [2.653]
Misalasala ohatra ny mitoetra amin-drenikely : mioza tanana lazaina ho mandany rano, mitoetra amin' izao, lazaina ho voretra. [2.558]
Traduction françaiseÊtre dans l'embarras, comme l' enfant qui habite avec sa marâtre : s'il se lave les mains, elle dit qu' il gaspille l' eau ; s' il reste sans se laver, elle dit que c' est un enfant malpropre. [2.415 #5812]
Interprétation françaiseSe disait des gens toujours blâmés, quoi qu' ils fassent. [2.415 #5812]

Proverbe 6Ny anadahy toy ny vody fahitra : na soa na ratsy izay manjo lazaina azy avokoa. [2.415 #1158]
Ny anadahy toy ny vodi-fahitra: na soa na ratsy, izay nanjo lazaina avokoa. [2.165 #1899]
Ny ray aman-dreny toy ny vody fahitra : na soa na ratsy, izay manjo lazaina avokoa. [2.653 #2394]
Ny ray aman-dreny toy ny vody fahitra : na soa na ratsy, izay manjo lazaina azy avokoa. [2.415 #887]
Traduction françaiseLe frère est pour sa soeur comme le trou à décharge du parc à boeufs qui reçoit tout : elle lui fait part de tout ce qui lui arrive soit en bien, soit en mal. [2.415]
Le père et la mère c' est comme le fond du parc à boeufs où tout arrive bon ou mauvais : tout vient à eux, le bien et le mal, tout leur est dit. [2.415]
Un frère est (pour une sœur) comme un père et une mère (litt. le trou du parc à bœufs par où s' écoulent les eaux): bien ou mal, on lui dit tout ce qui vous arrive. [2.165]
Interprétation françaiseBeaucoup de femmes malgaches trouvent qu' un frère est meilleur confident qu' un mari. [2.165]
Ce proverbe disait l' appui que la soeur trouvait chez son frère. [2.415]
Le père et la mère sont des conseillers et des protecteurs ; il ne faut rien leur cacher. [2.415 #887]

Proverbe 7Ny hao no azo lazaina ananam-be, fa ny fananana hita ihany. [2.558 #3032]
Ny hao no azo lazaina ho ananam-be, fa ny fananana hita ihany. [2.165 #1464]
Traduction françaiseDes poux, on peut dire qu' on en a beaucoup (personne n' ira vérifier), quant aux autres biens, on les voit. [2.165]
Interprétation françaiseEt si quelqu' un se vante d' avoir quelque chose qu' il n' a pas, il sera vite découvert. [2.165]

Proverbe 8Ny njola no atao mifanaraka, ny mipotsa-maso no lazaina ho bary, dia ny fitiavana azy no betsaka. [2.558]

Proverbe 9Ny tsy an-trano reny no lazain-ko maditra dia ny renikely no mpiampanga lainga. [2.558 #3339]

Proverbe 10Omena manta : " tsy omby vilany " ; omena masaka : " sisa tsy lany " . [2.415 #1465, 2.653 #2571]
Omena ny manta ka hoe : tsy omby vilany, omena ny masaka, lazaina ho sisa tsy lany. [2.558 #3444]
Rafozana be menomenona: anaterana ny masaha, lazainy "sisa tsy lany"; anaterana ny manta, lazainy "tsy omby vilany". [1.1]
Interprétation malgacheEnti-milaza olona sarotra omena fahafahampo, be fanakianana na inona inona atao aminy. [1.1]
Traduction françaiseDonnez-leur quelque chose qui n'a pas passé au feu, ils disent qu' on le donne parce que la marmite n' a pas pu le contenir ; donnez-leur quelque chose qui est cuit, ils disent qu' on "leur donne des restes. [2.415 #1465]
Interprétation françaiseCe proverbe, dont le sens général s'applique aux gens qui ne sont jamais contents, se disait surtout des beaux-parents qui avaient la réputation d'être exigeants. [2.415 #1465]

Proverbe 11Raha izy no mievina : afa-drofy, fa raha ny hafa lazainy : voan' ny sakay ilay fady. [2.558 #3586]
Raha izy no mievina : "Afa-drofy;" fa raha ny olon-kafa : "Voa sakay ilay fady !". [2.653 #2665]

Proverbe 12Voin-kava mahatratra, ny aretin-tsy lazaina mahafaka adidy. [2.558 #5009]

Index