Index

Proverbes : laharana

Proverbe 1Mandrava laharana, mandrava sivana. [1.1]
Interprétation malgacheManakorontan-javatra, tsy mahay mandamina fa mampisaritaka. [1.1]

Proverbe 2Mitovia laharana fa hisaka. [2.558 #2485, 2.653 #1893]

Proverbe 3Mitovy laharana ka iray alahelo, fa ny tsy mahonon-tena no lefaka. [2.558 #2486]

Index