Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbes : karetsahina | |||||||||||||||||||||
Proverbe 1 | Voli-voanjon-dRakaretsaka : ny any ny tena tsy vita, ka ny an’ olona no karetsahina sosohana. [2.653 #3725]
Voly voanjon--dRakaretsaka : ny an' ny tena tsy vita, ka ny an' olona no ikaretsahana. [2.415 #3882] Voly voanjon--dRakaretsaka: ny an' ny tena tsy vita, ka ny an' olona no karetsahina. [2.165] Voly voanjon--dRakaretsaka : ny an' ny tena tsy vita, ka ny an' olona no karetsahina sosohana. [2.415 #3882] Voli-voanjon-dRenikaretsaka : ny an' ny tena tsy vita, ka ny an' olona no | ||||||||||||||||||||
Traduction française | Rakaretsaka cultive des arachides : il ne travaille pas pour lui-même et il est diligent à travailler pour les autres. [2.415 #3882]
Rakaretsaka (l' empressée) plantant des arachides: les siennes ne sont pas plantées et elle s' empresse pour planter celle des autres. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Interprétation française | Se disait de ceux qui négligent leurs affaires pour s' occuper de celles des autres. [2.415 #3882] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||