|
|
|
|

Index

Proverbes : itairana

Proverbe 1Aza manao hoe : efa ho lava ny afon' Antongona. [2.558 #515]
Aza manao hoe : ho lava ny afon' Antongona. [2.415 #6493, 2.653 #463]
Efa ho lava ny afon' Antongona. [1.10]
Efa ho lava ohatra ny afon' Antongona. [2.558 #1021]
Ho lava ny afo any Antongona, ka tsy hitan’ Andrianjafy hitairana. [2.653 #1084, 2.415]
Ho lava ny afon' Antongona ka tsy hitan' Andrianjafy hitairana. [2.558 #1368]
Interprétation malgacheEnti-milaza ny antso vonjy, na hataka, miverimberina matetika, ka tsy mahataitra, na mampangoraka intsony. [1.10]
Traduction françaiseLes signaux de feu sur la montagne Antongona seront continuels, aussi Andrianjafy ne trouve pas qu'il faille s'en émouvoir et faire alerte. [2.415 #6499]
Ne dites pas : les signaux de feu donnés sur la montagne Antongona seront continuels. [2.415 #6493]
Interprétation françaiseSe disait des gens qui ne tiennent pas compte d'un avertissement parce qu' il est habituel. [2.415 #6499]

Index