Index

Proverbes : ihandronana

Proverbe Aza manaiky lempona ihandronan' ny rano. [Rinara 1974 #482]
Manaiky lembenana ka ihandronan' ny rano. [Houlder 1895 #918, Cousins 1871 #1493]
Manaiky lempona ka ihandronan' ny rano. [Rinara 1974 #1971, Cousins 1871 #1493]
Nahoana no manaiky lempona ihandronan' ny rihitra (rano) ? [Rinara 1974 #176]
Traduction française Se montrer d' accord par politesse et en souffrir ensuite. [Houlder 1895]
Interprétation française Litt. consentir à être un creux où l'eau reste à croupir. [Houlder 1895]

Proverbe Mpanao soa am-po ka ihandronan' ny tsiny. [Rinara 1974 #166]

Proverbe Nahoana no manaiky lempona, hihandronan’ ny rano ? [Cousins 1871 #2048]

Index