Index

Proverbes : ifaliana

Proverbe Petak' orona sy dondon-kandrina : ny iray iva tsy anomezan-tsiny, ny iray avo tsy anomezam-pondro, fa izay vitan--Janahary ifaliana. [Rinara 1974 #3491]

Index