Index

Proverbes : iadiam-po

Proverbe Mamabo tena hoatry ny mitoto vary lena : ny an' ny tena ihany, ka iadiam-po ho lany. [Veyrières 1913 #2383]
Mamabo tena, ohatra ny mitoto vary lena: ny any ny tena ihany, ka iadiam-po ho lany. [Cousins 1871]
Mamabo tena ohatra ny mitoto vary lena, ny an' ny tena ihany no iadiam-po ho lany. [Rinara 1974]
Traduction française Se piller soi-même, comme celui qui pile du riz encore humide : c' est votre propre bien que vous vous hâtez d' épuiser. [Veyrières 1913 #2383]

Index