Index

Proverbes : heloka

Proverbe 1Aza manao ranomaso afefy heloka. [2.165 #1090, 2.653 #490]
Ranomaso afefy heloka. [2.415 #6433]
Ranomaso manentsin-keloka. [2.415 #6433, 1.1]
Interprétation malgacheEnti-milaza olona nanao ratsy ka mitomany ambony ihany na dia mbola tsy voakapoka na voateny akory aza. [1.1]
Traduction françaiseLarmes versées pour cacher la faute. [2.415 #6433]
Ne versez pas des larmes pour vous soustraire aux conséquences de votre faute (en simulant ainsi l' innocence). [2.165]
Interprétation françaiseSe disait de ceux qui se plaignent et qui pleurent pour éviter la punition de leurs fautes, les femmes, les enfants. [2.415 #6433]

Proverbe 2Hafatesana tsy heloka ; havelomana tsy hitsiny. [2.165 #2096, 2.415 #3339, 2.653 #1007]
Traduction françaiseLa mort n'est pas une preuve de culpabilité, ni la vie d' innocence. [2.415 #3339]
Le fait de mourir n' est pas un crime; et le fait de vivre n' est pas un mérite. [2.165]
Mourir n' est pas un crime, vivre n' est pas un mérite. [2.415 #2855]
Interprétation françaiseCe n' est pas toujours celui qui a raison, qui est vainqueur dans l' épreuve. [2.415 #3339]

Proverbe 3Heloka am-po tsy ambara : tsy hita hieran-dalana; hitsim-po tsy aseho tsy hita hiarahabana. [2.558]
Heloka am-po tsy ambara tsy hita hieren-dalana ; hitsim-po tsy ambara tsy hita hiarahabana. [2.415 #4864, 2.653 #1045]
Traduction françaiseUn jugement téméraire non manifesté : celui qui en est l' objet ne peut pas l' esquiver ; un jugement favorable non manifesté : celui qui en est l' objet ne sait pas qu' il doit saluer pour se montrer reconnaissant. [2.415 #4864]

Proverbe 4Heloka ibabohana mody rariny. [1.1]
Ny heloka ibabohana mody hitsiny; fa ny rariny itompoana mody heloka. [2.653]
Ny heloka ibabohana mody rariny, ny rariny itompoana mody heloka. [1.1]
Ny heloka ibabohana tonga hitsiny; fa ny rariny itompoana tonga raiben-keloka. [2.653]
Ny heloka ivalozana mody hitsiny, fa ny rariny itompoana mody heloka. [2.415 #6422, 2.653]
Ny heloka ivalozana tonga hitsiny, fa ny rariny itompoana tonga raiben-keloka. [2.415 #6422, 2.974 #451, 2.653]
Ny heloka nilaozana tonga hitsiny, fa ny rariny itompoana tonga raiben-keloka. [2.165 #1103]
Interprétation malgacheIzay miaiky ny hadisoany dia lefahin' ny olona ny helony, fa izay miziriziry kosa vao mainka omen' ny olona tsiny. [1.1]
Matetika ny fiekena fa diso, izany hoe ny fifonana, dia mahatonga ho afa-keloka. [1.1]
Ny fiekena ny heloka vita dia mendri-pamelana, fa ny tsy fandeferana kosa – na dia manana ny rariny aza ny tena, ka efa miaiky ny hadisoany ny an-kilany – dia tsy fitiavana fihavanana, ka mahatonga ny tena ho melohin' ny olona. [1.1]
Traduction françaiseLe crime dont on se repent devient justice, mais la justice dont on se vante devient le pire des crimes. [2.974]
Une faute dont on se repend, devient une source d' équité ; un droit sur lequel on s' obstine trop, devient une source d' injustice. [2.415 #6422]
Une faute dont on se repent devient justice, mais la justice dont on se vante devient une grande faute. [2.165 #1103]

Proverbe 5Ny fahafatesana toy ny zara hetra. [2.558 #2942]
Ny fahafatesana tsy mba heloka, fa zara hetra. [2.165 #2097, 2.415 #2894, 2.653 #2203]
Traduction françaiseLa mort n' est pas un crime, c' est une part d' impôt. [2.165 #2097]
La mort n’est pas un crime mais un tribut universel. [2.974 #162]
La mort n'est pas une faute, c' est un tribut à payer et dont chacun à sa part. [2.415 #2894]

Proverbe 6Ny fitiavana : sakaizan' ny rariny fa ny hatezerana fati-dran' ny heloka. [2.558 #3008]

Proverbe 7Ny haja hanitra, ny heloka mahabe fofona. [2.558 #3022]

Proverbe 8Ny heloka ibabohana manjary reniben-kitsiny. [2.415 #6421]
Traduction françaiseFaute avouée devient source d' équité. [2.415 #6421]

Index