| Index |
| ||||||||||||||||||||
| Proverbes citant le mot : fatra-pandà | |||||||||||||||||||||
| Proverbe 1 | Izay fatra-pandà ihany no manaiky. [1.1] | ||||||||||||||||||||
| Interprétation malgache | Matetika ireo mikiribiby manda mafy ihany no milefitra manaiky amin' ny farany. [1.1]
Ny ela manova zavatra ka ny nolavina mafy tamin' ny voalohany lasa ekena atý aoriana. [1.1] | ||||||||||||||||||||
| Index |
| ||||||||||||||||||||
|
|