Index

Proverbes : bonga

Proverbe 1An-koatra ny bonga toa hisy tafika, vilany misarona toa misy hena ary ny ahiahy tsy ihavanana. [2.558]
Ankoatry ny bonga toa hisy tafika; fandrahoan-kena mirakotra toa misy hena ; ary ny ahiahy tsy ihavanana. [2.653 #241]

Proverbe 2Bonga tsy hita ohatra ny loza. [2.558 #65]

Proverbe 3Bonga tsy miohatra an’ Ankaratra. [2.653, 2.415]
Bonga tsy miohatra an' Ankaratra, lohasaha tsy miohatra an' Ilempona. [2.558]
Traduction françaiseIl n' y a pas de montagne qui dépasse l'Ankaratra. [2.415 #4745]
Interprétation françaisePour dire d'une personne ou d' une chose, quelle est au plus haut degré de perfection : on ne peut rien imaginer de mieux. [2.415 #4745]

Index