Index

Proverbes : babany

Proverbe 1Aza manao papango lahy anaty katsaka, ka tsy misy lahy afa-tsy izaho na izay mivoaka babany avokoa. [2.558 #556]
Papangolahy anaty katsaka, ka izay mivoaka babany avokoa. [2.558 #3478, 1.1]
Papangolahy anaty katsaka ka izay mivoaka rainy avokoa. [1.1]
Interprétation malgacheEnti-milaza ny samy mahakinga na mahay ny olona maro mifandimby manao zavatra imasom-bahoaka. [1.1]
Ilazana ny mpifaninana, ka izay miseho mahay daholo. [1.1]

Index