Index

Proverbes : azera

Proverbe 1Natsangako kiady, nazerany, nalahatro vato, nakorontany, koa veloma ry tantely lava, masina ry tantely fohy, fa lany haika izaho havanareo. [2.558 #2771]
Natsangako kiady, nazerany ; nalahatro vato, nakorontany; veloma, ry tantely lava; masina, ry tantely fohy, fa lany haika aho. [2.653 #2097]

Proverbe 2Raha voatavomonta tsy mety ho zinga hianao, dia hazeranay ho vaky, mba ho toham-baliha hokitraina eny amoron-dalana. [2.653 #2726, 1.1]
Raha voatavomonta tsy mety ho zinga hianao, dia hazerany ho vaky, mba ho toham-baliha ho kitraina eny amoron-dalana. [2.558]
Traduction françaiseSi vous êtes une calebasse amère dont on ne peut faire une tasse à puiser l' eau, nous vous jetterons à terre afin que vous soyez brisée et serviez de chevalet à la guitare dont on joue au bord du chemin. [1.1]
Interprétation françaiseSe disait des caractères difficiles et aussi des fainéants dont on cherchait à tirer quelque chose. [2.415]

Index