Index

Proverbes : an-kanifisana

Proverbe 1Fony be norodarodaina ka an-kanifisana vao hoe : hitsitsy. [2.558 #1192]

Proverbe 2Mandidy sofi-toho, mizara sofin' amalona, ka sady kely no an-kanifisana. [2.165 #1336]
Mandidy sofi-toho, mizara sofin’ amalona: sady kely no an-kanifisana. [2.653 #1587]
Traduction françaiseCouper les branchies d' un petit poisson, partager des branchies d' une anguille, il y en a peu et elles sont minces. [2.165]

Proverbe 3Toy ilay tongotr' ondry nahafahan-kodiny : ka sady kely no ankanifisana. [2.558 #4237]
Toy ny tongotr' omby ahafahan-kodiny, ka hariharin-taolana sisa. [2.165 #1476]
Toy ny tongotr' ondry nahafahan-kodiny : ka sady kely no an-kanifisana. [2.558 #4331]
Tongotr’ ondry ahafahan-kodiny : hariharin-taolana no sisa. [2.558 #4196, 2.653 #3132]
Tongotr’ ondry ahafahan-kodiny, sady kely no an-kanifisana. [2.653 #3133]
Tongotr' ondry ahafan-kodiny, hariharin-taolana no sisa. [2.165 #1335]
Traduction françaiseDes pieds de mouton sans la peau, il n' y reste que les os. [2.165]
Pareil au pied écorché d' un bœuf: il n' y reste plus que les os. [2.165]
Interprétation françaiseCe qui montre que le mouton n' est pas fameux à Madagascar. [2.165]

Index