Index

Proverbes : Andriambolana

Proverbe 1Izany Andriamasoandro, izany Andriambolana : mifoha maraina any an' ala, ka mitsidika andro any Arivo, ka mihilahila any Antongona. [2.415 #3109]
Izany Andriamasoandro, izany Andriambolana, mifoha maraina any an' ala, ka mitsidika andro any Iarivo, mihilahila any Antongona. [2.558]
Izany Andriamasoandro, izany Andriambolana : mifoha maraina any an-ala, ka mitsidik’ andro any Arivo, ka mihilahila any Antongona. [2.653 #1174]
Traduction françaiseCet Andriamasoandro, cet Andriambolana : il se lève de bonne heure dans la forêt, apparaît dans l'Imerina au milieu du jour, et puis penche vers la montagne Antongona. [2.415 #3109]
Interprétation françaiseMarche du soleil. [2.415 #3109]

Index