Index

Proverbes : ando

Proverbe 1Lalana afaka ando: diavin' ny osa. [2.165 #906]
Lalana afak' ando, diavin' ny osa. [2.653 #1300, 2.558]
Lalan' afak' ando diavin' ny osa. [2.415 #772]
Traduction françaiseSentier dont la rosée est tombée : les faibles peuvent y passer. [2.415 #772]
Un chemin où il n' y a plus de rosée: il est suivi par les poltrons. [2.165]
Interprétation françaiseLes forts ouvrent le passage aux faibles. [2.415 #772]
Quelqu' un y ayant déjà passé, ils n' ont plus peur. [2.165]

Proverbe 2Ny andon' ny lanitra sy ny tsiron' ny tany anie homba anao lalandava. [1.1]
Interprétation malgacheTeny enti-milaza tsodranom-pitahiana, noho ny ando mahatsara ny zavamaniry fa tsy mba manimba azy toy ny fanala. [1.1]

Index