Index

Proverbes : andilana

Proverbe 1Ataovy toy ny landy, ny bokaboka mameno ny kely andilana. [1.1]
Interprétation malgacheAoka hifanampy ka ny manana tombony hameno ny tsy ampy. [1.1]

Proverbe 2Ny fangaraka no kely andilana, mafy ny isan-jato. [2.415 #381, 2.558 #2961, 2.653 #2214]
Ny vano no lava tenda, mafy ny olom-pehezina ary ny fangaraka no kely andilana, ny isan-jato no tsy toha. [2.558 #3354]
Ny vano no lava tenda, mafy olom-pehezina. [2.415 #671]
Ny vano no lava tenda, mafy olom-pehezina; ny fangaraka no kely andilana, ny isan-jato no tsy tanty. [2.653 #2465, 1.1]
Interprétation malgacheNy raharaha rehetra – na ny an' ny mpitondra na ny olona entina – dia samy mampiferin' aina ny mpanao azy avokoa (ny isan-jato dia fanompoana izay nifampizaran' ny olona tsizatozato ny manao azy). [1.1]
Traduction françaiseSi l' abeille maçonne a la taille étranglée, c' est que la corvée est dure. [2.415 #381]
Si le héron a le cou long, c'est que les gens qu' il gouverne sont difficiles à mener. [2.415 #671]
Interprétation françaiseLes chefs pâtissent lorsqu' ils ont des subordonnés par trop difficiles. [2.415 #671]
Se disait de la corvée et de tout travail pénible. [2.415 #381]

Index