| Index |  | | 
 | 
|  | Proverbes : alobotra | 
|  | 
 | 
| Proverbe 1 | Matavy sarin'  alobotra, mahia sarin'  alofisaka.  [2.558 #2169] | 
|  | 
 | 
| Proverbe 2 | Ny iray alobotra tsy mahafatifaty, ny iray alofisaka tsy mahamailamailaka, ka aza mifanebaka fa samy aretina.  [2.558 #3037] | 
|  | 
 | 
| Proverbe 3 | Nojeren-davitra naharenoka, fa nony nihaona : ny iray rombina, ny iray alobotra, ka Ramahafohiliaka no anarany.  [2.558 #2809] Raha nojeren-davitra toa soa; kanjo nony nakekena: ny anankiray rombina, ary ny anankiray alobotra, ka Ramahafohiliaka no anarany. [2.165]
 |  | 
 |  | 
| Index |  | 
| 
 |