Index

Proverbes : alanona

Proverbe 1Kitay telo an-dalana : ny roa alanon' ny lahy, ary ny iray alanon' ny vavy. [2.415 #1765]
Kitay telo an-dalana; ny roa alanon' ny lahy, ny iray alanon' ny vavy. [1.1 #51]
Interprétation malgacheEnti-milaza ny fomba nisy hatry ny fahagolan-tany, izay nametra ny anjara entin' ny mpivady tsirairay avy raha misy fisarahana, ka ny ampahatelony an' ny vavy, hoy izy, ary ny androatokony an' ny lahy; amin' ny fananana arin' izy roa nandritra ny fanambadiany ireo. [1.1 #51]
Traduction françaiseTrois rangées de paille ou herbe à faire le feu : il y en a deux pour l' homme et une pour la femme. [2.415 #1765]
Interprétation françaiseParoles de contrat de mariage réglant la distribution des biens en cas de séparation : deux tiers à l' homme et un tiers à la femme. [2.415 #1765]

Index