Chapitres et versets citant Sohamita

  Numbers Fanisana na Nomery Fanisana Les Nombres
...............
Nom / Fan 26.42 These are the sons of Dan after their families: of Shuham, the family of the Shuhamites. These are the families of Dan after their families. Izao no taranak' i Dana, araka ny fokony: avy tamin' i Sohama ny fokon' ny Sohamita. Ireo no fokon' i Dana, araka ny fokony. Izao no zanak' i Dana, araka ny fokony: avy amin' i Sohama ny fokon' ny Sohamita. Ireo no fokon' i Dana raka ny fokony. Voici les fils de Dan, par clans : pour Shuham, le clan Shuhamite. Tels étaient les clans de Dan, par clans.
Nom / Fan 26.43 All the families of the Shuhamites, according to those that were numbered of them, were threescore and four thousand and four hundred. Ny fokon' ny Sohamita rehetra, araka izay voalamina taminy, dia efa-jato amby efatra arivo sy enina alina. Efa-jato amby efatra arivo sy enina alina no tontalin' ny fokon' ny Sohamita araka ny voaisa amin' izy ireo. Tous les clans Shuhamites comprenaient soixante-quatre mille quatre cents recensés.