Chapitres et versets citant Jasoba

  Numbers Fanisana na Nomery Fanisana Les Nombres
...............
Nom / Fan 26.24 Of Jashub, the family of the Jashubites: of Shimron, the family of the Shimronites. avy tamin' i Jasoba ny fokon' ny Jasobita; avy tamin' i Simrona ny fokon' ny Simronita, ny fokon' ny Jasobita avy tamin' i Jasoba; ny fokon' ny Semranita avy tamin' i Semrana. pour Yashub, le clan Yashubite ; pour Shimrôn, le clan Shimronite.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
1Tt / 1Tan 7.1 Now the sons of Issachar were, Tola, and Puah, Jashub, and Shimrom, four. Ary ny zanakalahin' Isakara dia Tola sy Poa sy Jasoba ary Simrona; efatra izy. Zanakalahin' Isakara: Tolà, Foà, Josoba ary Simerona: efatra izy. Pour les fils d' Issachar : Tola, Pua, Yashub, Shimrôn : quatre.

  Book of Ezra Ezra Esdrasa Livre d'Esdras
...............
Ezr / Esd 10.29 And of the sons of Bani; Meshullam, Malluch, and Adaiah, Jashub, and Sheal, and Ramoth. ary ny avy tamin' ny taranak' i Bany dia Mesolama sy Maloka sy Adaia sy Jasoba sy Seala ary Ramota; tamin' ny taranak' i Banì: Mosolama, Melòka, Adaiasa, Jasoba, Saala, ary Ramota; des fils de Bigvaï : Meshullam, Malluk, Yedaya, Yashub, Yishal, Yerémot;