| 
 | 
|  | Numbers | Fanisana na Nomery | Fanisana | Les Nombres | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Nom / Fan 1.12 | Of Dan>; Ahiezer> the son of Ammishaddai. | ny avy amin' i Dana dia Ahiezera, zanak' i Amisaday; | ny amin' i Dana: Ahiesera zanak' i Amisadaia; | Pour Dan>, Ahiézer>, fils d' Ammishaddaï. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Nom / Fan 2.25 | The standard of the camp of Dan> shall be on the north side by their armies: and the captain of the children of Dan> shall be Ahiezer> the son of Ammishaddai. | Ary ny fanevan' ny tobin' i Dana, araka ny antokony, dia ho eo amin' ny lafiny avaratra; ary ny lohan' ny taranak' i Dana dia Ahiezera, zanak' i Amisaday; | Ny fanevan' ny tobin' i Dana no ho eo avaratra, mbamin' ny antokony. Ny filohan' ny taranak' i Dana dia Ahiesera zanak' i Amisadaìa; | Au nord, l'étendard du camp de Dan>, selon leurs unités. Prince> des fils de Dan> : Ahiézer>, fils d' Ammishaddaï. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Nom / Fan 7.66 | On the tenth day Ahiezer> the son of Ammishaddai, prince of the children of Dan>, offered: | Ary tamin' ny andro fahafolo Ahiezera, zanak' i Amisaday, lohan' ny taranak' i Dana, no nanatitra. | Tamin' ny andro fahafolo, an' i Ahiesera, zanak' i Amisadaìa, filohan' ny zanak' i Dana; | Celui qui apporta son offrande le dixième jour fut Ahiézer>, fils d' Ammishaddaï, prince des fils de Dan>. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Nom / Fan 7.71 | And for a sacrifice of peace offerings, two oxen, five rams, five he goats, five lambs of the first year: this was the offering of Ahiezer> the son of Ammishaddai. | ary ho fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak' ondry dimy izay iray taona; ireo no fanatitr' i Ahiezera, zanak' i Amisaday. | ary omby roa, ondralahy dimy, osilahy dimy, zanak' ondry dimy, efa iray taona, ho sorom-pihavanana. Ireo no fanatitr' i Ahiesera, zanak' i Amisadaìa. | et pour le sacrifice de communion, deux boeufs, cinq béliers, cinq boucs, cinq agneaux d' un an. Telle fut l' offrande d' Ahiézer>, fils d' Ammishaddaï. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Nom / Fan 10.25 | And the standard of the camp of the children of Dan> set forward, which was the rereward of all the camps throughout their hosts: and over his host was Ahiezer> the son of Ammishaddai. | Dia niainga ny fanevan' ny tobin' ny taranak' i Dana, izay vodi-lalan' ny toby rehetra, araka ny antokony; ary Ahiezera, zanak' i Amisaday, no mpifehy ny antokony. | Dia niainga ny fanevan' ny tobin' ny zanak' i Dana, araka ny antokony avy; izy no vody làlan' ny toby rehetra. Ny antokon' i Dana dia nofehezin' i Ahiezera zanak' i Amisadaia; | Partit enfin, à l' arrière-garde de tous les camps, l'étendard du camp des fils de Dan> selon leurs unités. A la tête de son contingent était Ahiézer>, fils d' Ammishaddaï ; |