|
|
1st Book of Kings |
1 Mpanjaka |
Mpanjaka I |
1er Livre des Rois |
... | ... | ... | ... | ... |
1Mp 5.11 |
And Solomon> gave Hiram> twenty thousand measures of wheat for food to his household, and twenty measures of pure oil: thus gave Solomon> to Hiram> year by year. |
Fa hendry noho ny olona rehetra izy; eny, hendry mihoatra noho Etana Ezrahita sy Hemana sy Kalkola sy Darda, zanak' i Mahola, aza izy ary ny lazany efa niely tamin' ny firenena rehetra manodidina. |
Hendry noho ny olon-drehetra izy; nihoarany Etàna, Ezrahita, Hemàna, Kakola, Dordà ireo zanak' i Mahola, ary niely tamin' ny firenena rehetra manodidina ny lazany. |
Il fut sage plus que n' importe qui, plus que l' Ezrahite> Étân, que les fils de Mahôl>, Hémân>, Kalkol> et Darda> ; sa renommée s'étendait> à toutes les nations d' alentour. |
|
|
1st Book of Chronicles |
1 Tantara |
Tantara I |
1er Livre des Chroniques |
... | ... | ... | ... | ... |
1Tt / 1Tan 2.6 |
And the sons of Zerah>; Zimri>, and Ethan, and Heman>, and Calcol>, and Dara>: five of them in all. |
Ary ny zanakalahin' i Zera dia Zimry sy Etana sy Hemana sy Kalkola ary Dara; dimy lahy no isany. |
Zanak' i Zarà: Zamrì, Etàna, Emàna, Kalkala, ary Darà: dimy lahy izy rehetra. |
Fils de Zérah> : Zimri>, Étân, Hémân>, Kalkol> et Darda>, cinq en tout. |
... | ... | ... | ... | ... |
1Tt / 1Tan 2.8 |
And the sons of Ethan; Azariah>. |
Ary ny zanakalahin' i Etana dia Azaria. |
Zanak' i Etana: Azariasa. |
Fils d'Étân : Azarya>. |
... | ... | ... | ... | ... |
1Tt / 1Tan 6.27 |
Eliab> his son, Jeroham> his son, Elkanah> his son. |
zanakalahin' i Etana, zanakalahin' i Zima, zanakalahin' i Simey, |
zanak' i Adada, zanak' i Etàna, zanak' i Zammà, |
fils d'Étân, fils de Zimma>, fils de Shiméï>, |
... | ... | ... | ... | ... |
1Tt / 1Tan 6.29 |
The sons of Merari>; Mahli>, Libni> his son, Shimei> his son, Uzza> his son, |
Ary ny rahalahin' ireo kosa, dia ny zanakalahin' i Merary, nitsangana teo amin' ny ankaviany: Etana, zanakalahin' i Kisy, zanakalahin' i Abdia, zanakalahin' i Maloka, |
Zanakalahin' i Merarì rahalahin' izy ireo teo an-kavia: Etàna, zanak' i Kosi, zanak' i Abdì, zanak' i Malòka, |
A gauche, leurs frères, fils de Merari> : Étân, fils de Qishi>, fils d' Abdi>, fils de Malluk>, |