Chapitres et versets citant Hamolita

  Numbers Fanisana na Nomery Fanisana Les Nombres
...............
Nom / Fan 26.21 And the sons of Pharez were; of Hezron, the family of the Hezronites: of Hamul, the family of the Hamulites. Ary ny taranak' i Fareza dia izao: avy tamin' i Hezrona ny fokon' ny Hezronita; avy tamin' i Hamola ny fokon' ny Hamolita. Ny zanak' i Farezy dia izao: ny fokon' ny Hesronita avy tamin' i Hesrona; ny fokon' ny Hamolita avy tamin' i Hamola. Les fils de Pérèç furent : pour Hèçrôn, le clan Hèçronite ; pour Hamul, le clan Hamulite.