| 
 | 
|  | Numbers | Fanisana na Nomery | Fanisana | Les Nombres | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Nom / Fan 26.29 | Of the sons of Manasseh>: of Machir>, the family of the Machirites: and Machir> begat Gilead>: of Gilead> come the family of the Gileadites>. | Ny taranak' i Manase dia izao: avy tamin' i Makira ny fokon' ny Makirita; ary Makira niteraka an' i Gileada; avy tamin' i Gileada ny fokon' ny Gileadita. | Zanak' i Manase: ny fokon' ny Makirita, avy tamin' i Makira; ary Makira niteraka an' i Galaada; ny fokon' ny Galaadita avy tamin' i Galaada. | Les fils de Manassé> : pour Makir>, le clan Makirite ; et Makir> engendra Galaad> : pour Galaad>, le clan Galaadite>. |