Chapitres et versets citant Beti-rehoba

  Judges Mpitsara Mpitsara Livre des Juges
...............
Mts / Mpits 18.28 And there was no deliverer, because it was far from Zidon, and they had no business with any man; and it was in the valley that lieth by Bethrehob. And they built a city, and dwelt therein. Ary tsy nisy namonjy, satria lavitra an' i Sidona izany, ary tsy nanan-draharaha tamin' olona akory izy, sady teo amin' ny lohasaha izay any Beti-rehoba izany. Dia nanorina ny tanàna izy ireo ka nonina tao. Tsy nisy olon-kamonjy azy, fa lavitra an' i Sidona izy, ary ny mponina tao tsy nanan-draharaha tamin' ny olon-kafa; tao amin' ny lohasaha mandroso mankany Beti-Rohoba no nisy azy. Naorin' ny taranak' i Dana ny tanàna, dia nonina teo izy, Il n' y eut personne pour la secourir, car elle était loin de Sidon et elle n' avait pas de relations avec les Araméens. Elle se situait dans la vallée qui s'étend vers Bet-Rehob. Ils rebâtirent la ville, s' y établirent,

  2nd Samuel 2 Samoela Samoela II 2ème Livre de Samuel
...............
2Sm / 2Sam 10.6 And when the children of Ammon saw that they stank before David, the children of Ammon sent and hired the Syrians of Bethrehob and the Syrians of Zoba, twenty thousand footmen, and of king Maacah a thousand men, and of Ishtob twelve thousand men. Ary nony hitan' ny taranak' i Amona fa efa mangidy hoditra eo anatrehan' i Davida izy, dia naniraka nanakarama ny Syriana any Beti-rehoba sy ny Syriana any Zoba izy, dia miaramila an-tongotra roa alina, ary tamin' ny mpanjakan' i Maka, olona arivo lahy, ary tamin' ny olona tany Toba, roa arivo sy iray alina. Fantatry ny taranak' i Amona, fa ankahalan' i Davida azy ny nataony ka ny taranak' i Amona dia naniraka olona haka miaramila hokaramainy avy amin' ny Siriana any Beta-Rohoba sy amin' ny Siriana any Sobà, dia miaramila an-tongotra roa alina, ary any amin' ny mpanjakan' i Maakà koa roa arivo lahy, ary any amin' ny olona ao Toba roa arivoa sy iray alin-dahy. Les Ammonites virent bien qu' ils s'étaient rendus odieux à David et ils envoyèrent des messagers pour prendre à leur solde les Araméens de Bet-Rehob et les Araméens de Çoba, vingt mille hommes de pied, le roi de Maaka, mille hommes, et le prince de Tob, douze mille hommes.