Chapitres et versets citant Jabina

  Joshua Josoa Josoe Livre de Josué
Jos 11.1 And it came to pass, when Jabin king of Hazor had heard those things, that he sent to Jobab king of Madon, and to the king of Shimron, and to the king of Achshaph, Ary rehefa nahare Jabina, mpanjakan' i Hazora, dia naniraka tany amin' i Jobaba, mpanjakan' i Madona, sy ny mpanjakan' i Simrona sy ny mpanjakan' i Aksafa, Nony nandre izany Jabina, mpanjakan' i Asora, dia nandefa iraka, nankany amin' i Jobaba mpanjakan' i Madona, sy amin' ny mpanjakan' i Semerona, sy amin' ny mpanjakan' i Aksafa, Lorsque Yabîn, roi de Haçor, eut appris cela, il fit informer Yobab, roi de Mérom, le roi de Shimrôn, le roi d' Akshaph

  Judges Mpitsara Mpitsara Livre des Juges
...............
Mts / Mpits 4.2 And the Lord sold them into the hand of Jabin king of Canaan, that reigned in Hazor; the captain of whose host was Sisera, which dwelt in Harosheth of the Gentiles. Ary Jehovah nivarotra azy ho eo an-tànan' i Jabina, mpanjakan' i Kanana, izay nanjaka tany Hazora, ary Sisera, izay nonina tany Harosetan' ny Jentilisa, no komandin' ny miaramilany. ka namidin' ny Tompo teo an-tànan' i Jabìna mpanjakan' i Kanaana, izay nanjaka tao Asora. Sisarà no lehiben' ny foloalindahy, ary tao Haroseta-Goïma izy no nitoetra. et Yahvé les livra à Yabîn, roi de Canaan, qui régnait à Haçor. Le chef de son armée était Sisera, qui habitait à Haroshèt-ha-Goyim.
Mts / Mpits 4.3 And the children of Israel cried unto the Lord: for he had nine hundred chariots of iron; and twenty years he mightily oppressed the children of Israel. Dia nitaraina tamin' i Jehovah ny Zanak' Isiraely; fa nanana kalesy vy sivin-jato Jabina, ary nampahory fatratra ny Zanak' Isiraely roa-polo taona izy. Nitaraina tamin' ny Tompo ny zanak' Israely fa nanan-kalesy vy sivin-jato Jabìna, ary nampahory mafy ny zanak' Israely hatramin' ny roapolo taona. Alors les Israélites poussèrent des gémissements vers Yahvé. Car Yabîn avait neuf cents chars de fer et il avait opprimé durement les Israélites pendant vingt ans.
...............
Mts / Mpits 4.7 And I will draw unto thee to the river Kishon Sisera, the captain of Jabin' s army, with his chariots and his multitude; and I will deliver him into thine hand. Dia ho entiko ho eo aminao, eo amoron' ny ony Kisona, Sisera, komandin' ny miaramilan' i Jabina, mbamin' ny kalesiny sy ny vahoakany maro be; dia hanolotra azy eo an-tananao Aho. fa hoentiko ho ao aminao ao amin' ny ranon-driaka Sisaona Sisarà, lehiben' ny foloalindahin' i Jabìna, mbamin' ny kalesiny sy ny antoko-miaramilany ka hatolotro eo an-tànanao. J' attirerai vers toi au torrent du Qishôn Sisera, le chef de l' armée de Yabîn, avec ses chars et ses troupes, et je le livrerai entre tes mains" ? "
...............
Mts / Mpits 4.17 Howbeit Sisera fled away on his feet to the tent of Jael the wife of Heber the Kenite: for there was peace between Jabin the king of Hazor and the house of Heber the Kenite. Ary Sisera nandositra nandeha tongotra ho any amin' ny lain' i Jaela, vadin' i Hebera Kenita; fa nihavana Jabina, mpanjakan' i Hazora, sy ny mpianakavin' i Hebera Kenita. Sisarà dia nandositra an-tongotra ho ao amin' ny lain' i Jahela vadin' i Hebera Kineana; fa nihavana Jabìna mpanjakan' i Asora sy ny fianakavian' i Hebera Kineana. Sisera cependant s' enfuyait à pied dans la direction de la tente de Yaèl, femme de Héber le Qénite, car la paix régnait entre Yabîn, roi de Haçor, et la maison de Héber le Qénite.
...............
Mts / Mpits 4.23 So God subdued on that day Jabin the king of Canaan before the children of Israel. Dia naetrin' Andriamanitra teo anoloan' ny Zanak' Isiraely tamin' izany andro izany Jabina, mpanjakan' i Kanana. Tamin' izany andro izany no nanetren' Andriamanitra an' i Jabìna mpanjakan' i Kanaana, teo anoloan' ny zanak' Israely. Dieu humilia donc en ce jour Yabîn, roi de Canaan, devant les Israélites.
Mts / Mpits 4.24 And the hand of the children of Israel prospered, and prevailed against Jabin the king of Canaan, until they had destroyed Jabin king of Canaan. Ary ny tanan' ny Zanak' Isiraely nihahery tamin' i Jabina, mpanjakan' i Kanana, mandra-pandringany azy. Ary nihanahery nanampatra ny tànany tamin' i Jabìna, mpanjakan' i Kanaana, ny zanak' Israely, mandra-pandevony an' i Jabìna mpanjakan' ny Kanaana. La main des Israélites s' appesantit de plus en plus durement sur Yabîn, roi de Canaan, jusqu'à ce qu' ils aient supprimé Yabîn, roi de Canaan.

  The Psalms Salamo Salamo Les Psaumes
...............
Sal 83.9 Do unto them as unto the Midianites; as to Sisera, as to Jabin, at the brook of Kison: Ataovy tahaka ny Midiana izy, ary tahaka an' i Sisera sy Jabina teo amin' ny ony Kisona; Asora koa mikambana amin' izy ireo, ka manampy ny taranak' i Lota. - Selà. même Assur s' est joint à eux, il prête main-forte aux fils de Lot.