Chapitres et versets citant Manasita

  Deuteronomy Fifanekena na Detoronomia Fifanekena na Detoronomy Le Deutéronome
...............
Deo / Dt 4.43 Namely, Bezer in the wilderness, in the plain country, of the Reubenites; and Ramoth in Gilead, of the Gadites; and Golan in Bashan, of the Manassites. dia Bazera any an-efitra, amin' ny tany lemaka, an' ny Robenita; ary Ramota-gileada an' ny Gadita; ary Golana any Basana an' ny Manasita. Dia Bosora any an' efitra amin' ny tany lemaka, ho an' ny Robenita; Ramota any Galaada, ho an' ny Gadita; ary Golàna any Basàna ho an' ny Manasita. C'étaient, pour les Rubénites, Béçèr, dans le désert, sur le Haut-Plateau ; pour les Gadites, Ramot en Galaad ; pour les Manassites, Golân en Bashân.
...............
Deo / Dt 29.7 And when ye came unto this place, Sihon the king of Heshbon, and Og the king of Bashan, came out against us unto battle, and we smote them: Ary nalaintsika ny taniny ka nomentsika ho zara-tanin' ny Robenita sy ny Gadita ary ny antsasaky ny firenen' i Manase. ka nalaintsika ny taniny, dia nomentsika ho zaratanin' ny Robenita sy ny Gadita ary ny antsasa-pokon' ny Manasita. Nous avons conquis leur pays, et nous l' avons donné en héritage à Ruben, à Gad et à la demi-tribu de Manassé.

  2nd Book of Kings 2 Mpanjaka Mpanjaka II 2ème Livre des Rois
...............
2Mp 10.33 From Jordan eastward, all the land of Gilead, the Gadites, and the Reubenites, and the Manassites, from Aroer, which is by the river Arnon, even Gilead and Bashan. hatrany Jordana no ho miantsinanana, dia ny tany Gileada rehetra, ny Gadita sy ny Robenita ary ny Manasita, hatrany Aroera, izay eo amoron' ny lohasahan-driaka Arnona, dia Gileada sy Basana. hatrany Jordany any amin' ny fiposahan' ny masoandro, dia ny tany Galaada rehetra, ny Gadita, ny Robenita, ny Manasita, hatrany Aroera, amin' ny ranon-driaka Arnona, ka hatrany Galaada sy Basana. à partir du Jourdain vers le soleil levant, tout le pays de Galaad, le pays des Gadites, des Rubénites, des Manassites, depuis Aroèr qui est sur le torrent d' Arnon, Galaad et Bashân.