Chapitres et versets citant Bekbekiasa

  Book of Nehemiah Nehemia Nehemia Livre de Néhémie
...............
Neh / Ne 11.17 And Mattaniah the son of Micha, the son of Zabdi, the son of Asaph, was the principal to begin the thanksgiving in prayer: and Bakbukiah the second among his brethren, and Abda the son of Shammua, the son of Galal, the son of Jeduthun. Ary Matania, zanak' i Mika, zanak' i Zabdy, zanak' i Asafa, no mpiventy, raha natao ny fisaorana tao am-pivavahana; ary Bakbokia no nanarakaraka teo amin' ny rahalahiny, dia vao Abda, zanak' i Samoa, zanak' i Galala, zanak' i Jedotona. Mataniasa zanak' i Mika, zanak' i Zebedeì, zanak' i Asafa, ilay lehibe mpiventy ny hira fiderana amin' ny fivavahana; Bekbekiasa ilay nanarakaraka teo amin' ireo rahalahiny, sy Abdà zanak' i Samoà, zanak' i Galala, zanak' Iditòna. Mattanya, fils de Mika, fils de Zabdi, fils d' Asaph, qui dirigeait les hymnes, entonnait l' action de grâces pour la prière; Baqbuqya, le second parmi ses frères; Obadya, fils de Shammua, fils de Galal, fils de Yedutûn.
...............
Neh / Ne 12.9 Also Bakbukiah and Unni, their brethren, were over against them in the watches. Ary Bakbokia sy Ono, rahalahin' ireo, dia nifanandrify tamin' ny anjara-raharahany. Bekbekiasa sy Ani, rahalahin' ireo kosa no antokom-pihira nifamely tamin' ireo, tamin' ny fanompoana. tandis que Baqbuqya, Unni et leurs frères leur faisaient vis-à-vis, selon leurs classes respectives.
...............
Neh / Ne 12.25 Mattaniah, and Bakbukiah, Obadiah, Meshullam, Talmon, Akkub, were porters keeping the ward at the thresholds of the gates. Matania, Bakbokia, Obadia, Mesolama, Talmona sy Akoba no mpiandry varavarana ka nitandrina ny fiambenana amin' ny trano firaketana. Ny mpiandry varavarana, niambina teo amin' ny tokonam-bavahady kosa, dia Mataniasa, Bekbekiasa, Abdiasa, Mosolama, Telmona, ary Akoba. étaient : Mattanya, Baqbuqya et Obadya. Quant à Meshullam, Talmôn et Aqqub, portiers, ils montaient la garde aux magasins près des portes.