Chapitres et versets citant Lidà

  The Acts of the Apostles Asa Asa Les Actes des Apôtres
...............
Asa 9.32 And it came to pass, as Peter passed throughout all quarters, he came down also to the saints which dwelt at Lydda. Ary raha nandeha nitety ny tany rehetra Petera, dia nidina ho any amin' ny olona masina nonina tany Lyda koa. Tamin' izay, raha namangy ny mpianatra rehetra isan-tanàna i Piera, dia nankao amin' ny olona masina izay nonina tao Lidà koa, Pierre, qui passait partout, descendit également chez les saints qui habitaient Lydda.
...............
Asa 9.35 And all that dwelt at Lydda and Saron saw him, and turned to the Lord. Ary nahita azy izay rehetra nonina tany Lyda sy Sarôna, ka dia niverina ho amin' ny Tompo. Nony nahita azy izay rehetra nonina tao Lidà sy Saròna, dia nibebaka nanatona ny Tompo avokoa. Tous les habitants de Lydda et de la plaine de Saron le virent, et ils se convertirent au Seigneur.
...............
Asa 9.38 And forasmuch as Lydda was nigh to Joppa, and the disciples had heard that Peter was there, they sent unto him two men, desiring him that he would not delay to come to them. Ary satria Lyda akaikin' i Jopa, ary ny mpianatra nandre fa efa tonga ao Petera, dia naniraka roa lahy izy hangataka azy hoe: Aza misalasala hankatý aminay. Ary Lidà moa dia akaikin' i Jope ihany; ka ren' ny mpianatra fa hoe ao Piera, dia naniraka roa lahy ho any aminy izy ireo hangataka azy hoe: Aza miatoato hankaty aminay. Comme Lydda n' est pas loin de Joppé, les disciples, apprenant que Pierre s' y trouvait, lui dépêchèrent deux hommes pour lui adresser cette prière : " Viens chez nous sans tarder. "