<- -> |
[King James Bible] 1st Samuel |
[Baiboly 1865] 1 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre de Samuel |
||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
1Sm / 1Sam 8:8 | According to all the works which they have done since the day that I brought them up out of |
Araka ny asa rehetra izay nataony hatramin' ny andro nitondrako azy nivoaka avy tany Egypta ka mandraka androany, dia ny nahafoizany Ahy sy ny nanompoany andriamani-kafa, dia toy izany koa no ataony aminao. | toy ny efa nataony mandrakariva hatramin' ny andro nitondrako azy niakatra avy tany Ejipta ka mandrak' izao, fa nilaozany nanompo andriamani-kafa aho, toy izany koa no anaovany anao. | Tout ce qu' ils m' ont fait depuis le jour où je les ai fait monter d' |