<-
->

1Sm / 1Sam 7:13 So the Philistines were subdued, and they came no more into the coast of Israel: and the hand of the Lord was against the Philistines all the days of Samuel. Dia resy ny Filistina ka tsy tafiditra teo anatin' ny fari-tanin' ny Isiraely intsony; ary ny tànan' i Jehovah namely ny Filistina tamin' ny andro rehetra niainan' i Samoela. Nony voaetry toy izany ny Filistina, dia tsy niverina teo amin' ny faritanin' Israely intsony; fa namely ny Filistina ny tànan' ny Tompo, tamin' ny andro rehetra niainan' i Samoela. Les Philistins furent abaissés. Ils ne revinrent plus sur le territoire d' Israël et la main de Yahvé pesa sur les Philistins pendant toute la vie de Samuel.