<- -> |
[King James Bible] 1st Samuel |
[Baiboly 1865] 1 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre de Samuel |
||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
1Sm / 1Sam 6:9 | And see, if it goeth up by the way of his own coast to |
Ary izahao, ka raha miakatra amin' ny lalana mankany amin' ny taniny ihany ho any Beti-semesy izany, dia Jehovah no nahatonga izao loza lehibe izao tamintsika; fa raha tsy izany, dia ho fantatsika fa tsy ny tanany no namely antsika, fa mby amin' izay hanjo antsika. | Dia araho maso izy, ka raha miakatra amin' ny làlana mankany amin' ny taniny, ho any Beti-Samesy izy, dia Iaveh no nahatonga izao loza lehibe izao tamintsika, fa raha tsy izany kosa, dia ho fantatsika fa tsy ny tànany no namely antsika, fa sendrasendra no nahatongavan' izany tamintsika. | Puis regardez : s' il prend le chemin de son territoire, vers |