<-
->

1Sm / 1Sam 6:6 Wherefore then do ye harden your hearts, as the Egyptians and Pharaoh hardened their hearts? when he had wrought wonderfully among them, did they not let the people go, and they departed? Fa nahoana no manamafy ny fonareo ianareo, toy ny nanamafian' ny Egyptiana sy Farao ny fony? Raha nanao fahagagana namelezany azy Izy, moa tsy nalefany handeha va ny olona, ka dia lasa? Nahoana hianareo no dia hanamafy ny fonareo, toy ny nanamafisan' i Ejipta sy Faraona ny fony? Tsy nalefan' ireo handeha va ny zanak' Israely, nony efa nasiany tamin' ny saziny izy ireo? Pourquoi endurciriez-vous votre coeur comme l' ont endurci les Égyptiens et Pharaon ? Lorsque Dieu les eut malmenés, ne les ont-ils pas laissés partir ?