<-
->

1Sm / 1Sam 6:14 And the cart came into the field of Joshua, a Bethshemite, and stood there, where there was a great stone: and they clave the wood of the cart, and offered the kine a burnt offering unto the Lord. Ary ny sariety tonga teo an-tanimbarin' i Josoa Beti-semesita, dia nijanona teo, ary nisy vato lehibe teo; dia namaky ny hazon' ny sariety ny olona ka nanatitra ny ombivavy ho fanatitra dorana ho an' i Jehovah. Tonga teo amin' ny sahan' i Josoe Betisamita ny sarety ka nijanona teo. Nisy vato lehibe teo, ka novakina ny hazon-tsarety dia nateriny ho sorona dorana ho an' ny Tompo ny ombivavy. Lorsque le chariot fut arrivé au champ de Josué de Bet-Shémesh, il s' y arrêta. Il y avait là une grande pierre. On fendit le bois du chariot et on offrit les vaches en holocauste à Yahvé.