<- -> |
[King James Bible] 1st Samuel |
[Baiboly 1865] 1 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre de Samuel |
||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
1Sm / 1Sam 5:8 | They sent therefore and gathered all the lords of the |
Dia naniraka olona izy ka nanangona ireo andriana rehetra tamin' ny Filistina hankeo aminy ka nanao hoe: Hataontsika ahoana ny fiaran' ny Andriamanitry ny Isiraely? Dia hoy ireo: Aoka hafindra hankany Gata ny fiaran' ny Andriamanitry ny Isiraely. Dia nafindrany ny fiaran' ny Andriamanitry ny Isiraely. | Dia naniraka olona izy ireo, niantso ny filohan' ny Filistina rehetra hankeo aminy, ary nilaza hoe: Hataontsika ahoana ity fiaran' ny Andriamanitr' Israely? Ka hoy ny navalin' ireo: Aoka hafindra any Geta ny fiaran' ny Andriamanitr' Israely; ka nafindrany tao ny fiaran' ny Andriamanitr' Israely. | Ils firent donc convoquer tous les princes des |