<-
->

1Sm / 1Sam 5:7 And when the men of Ashdod saw that it was so, they said, The ark of the God of Israel shall not abide with us: for his hand is sore upon us, and upon Dagon our god. Ary rehefa hitan' ny mponina tao Asdoda fa nisy izany, dia hoy izy: Aza avela hitoetra eto amintsika ny fiaran' ny Andriamanitry ny Isiraely; fa mavesatra amintsika sy amin' i Dagona andriamanitsika ny tànany. Nony nahita ny nahazo azy ny Azotiana dia nanao hoe: Aoka tsy hijanona aty amintsika ny fiaran' ny Andriamanitr' Israely, fa manampatra ny tànany amintsika sy amin' i Dagona andriamanitsika izy. Quand les gens d' Ashdod virent ce qui arrivait, ils dirent : " Que l' arche du Dieu d' Israël ne reste pas chez nous, car sa main s' est raidie contre nous et contre notre dieu Dagôn. "